Dika antsoratry ny mpanolotena ato @ amara.org
♪ Nataoko, vitako ♪
[Feon-Kira fampidirana "I Was Here" (Teto Aho)]
[Beyoncé] Ny 19 aogositra 2012
fotoana izao hijoroantsika
manaova zavatra ho ana olombelona hafa
kely loatra ny tsy misy
Manomboka amintsika tsirairay io
Mamelà marika ary mitenena hoe "I was here." (Teto Aho)
mandehana ao amin'ny whd-iwashere.org
ary miaraka mampafantatra ny tantarantsika isika
♪ Teto aho. Niaina aho, nitia aho ♪
[Ambonin'ny hira:] Indray andro,
hafatra tokana, manao asa ny olona iray miliara
♪ Nataoko, vitako ♪
[Ambonin'ny hira:] ho an'ny tsirairay.
♪ Teto aho ♪
Hahita anao aho izany.
(Teto aho Andro Fanampiana Mahaolona 19 Aogositra whd-iwashere.org)