0:00:15.500,0:00:19.160 Olona maro no tonga niteny tamin'i Josafata 0:00:19.160,0:00:23.060 fa misy tafika goavambe iray manantona hiantsy ady aminy. 0:00:23.060,0:00:27.030 Rehefa taitra naheno io vaovao io i Josafata dia nandidy 0:00:27.030,0:00:29.120 fifadian-kanina ho an'ny Jodia iray manontolo. 0:00:29.120,0:00:31.960 Nisy olona avy amin'ny tanàna tsirairay tao Jodia 0:00:31.960,0:00:34.350 tonga hifady hanina sy hivavaka miaraka. 0:00:34.350,0:00:37.580 Singan'ny vondrona lehibe iray izahay ary Josafata 0:00:37.580,0:00:40.970 nangataka fanampiana an-kitsipo tamin'Andriamanitra. 0:00:40.970,0:00:44.420 Ary nisy lehilahy iray atao hoe Jahaziela nitsangana sy niteny 0:00:44.420,0:00:47.160 hoe tsy tokony hitebiteby i Josafata, 0:00:47.160,0:00:50.290 fa tsy adiny io, fa adin'Andriamanitra. 0:00:59.710,0:01:01.710 Vao maraina be tamin'izay no nanainga izahay 0:01:01.710,0:01:03.710 nankany an'efitr'i Tekoa. 0:01:03.710,0:01:07.200 Nitebiteby mafy izahay fa hifanandrina amin'izany tafika goavambe izany, 0:01:07.200,0:01:09.490 saingy notenenina izahay mba hanam-pinoana. 0:01:09.490,0:01:11.760 Efa nivavaka ihany koa izahay. 0:01:13.920,0:01:16.400 Rehefa tonga teny ambony havoana ny mpialoha làlana mpitsikilonay 0:01:16.400,0:01:19.030 dia tsy nahita afa-tsy faty niampatrampatra tetsy sy teroa. 0:01:21.030,0:01:23.030 Hay ireto fahavalo nifandringana izy samy izy ihany. 0:01:23.030,0:01:26.220 Nandresy i Josafata noho ny vavaka nataony, 0:01:26.220,0:01:28.280 tsy nila niady akory.